Maison 1 ch. à louer — Ambatoroka
220 000 Ar/mois
Description
🏠 coucou daholo
Trano vao vita occasion bé ,aza tara tena confort tsara ,mihanja kely ,calme,mety anaovana rehetra
Toerana ambatoroka smap mitsofoka Kely ,akaiki arrêt bus, acce moto ,Misy parking akaiki azo ametrahana moto
Ts miaraka mimpetraka @ tompo trano afaka manao Zay tinao atao ,mety mpianatra ,mpivady ,mety foana maro hanaka
Efitra 1 grand salle + cuisine + douche anao irery ,wc mitambatra olona 1
Efa misy mpatsaka rano fixe maka rano isa maraina ,misy rano vovo ,misy hanazana lamba lavarangana anao irery
Hofany :220.000ar ,efa miaraka @ jiro
aza tara mety ho anao ity ts mifidy saranga
Misy mpanera afaka mifanaraka @ commission
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking · 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 220 000 Ar/mois
📞 Contact : Stella Karen — 038 77 841 35
Photos