Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampasika
120 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa efitra 1 Ambany Rihanna
malalaka be
Missy DC sy WC ivelani mitambatra olona 4 tsimitsofoka be akaiky paompy .
toerana Aty andrefany FDC gastro Andohatapenaka route ampasika aty .
hofany 120 000 ar na 600 000 fmg miaraka@jiro . Tsy misy caution
mety tonga de miatso
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 120 000 Ar/mois
Photos