Maison 1 ch. à louer — Toamasina

200 000 Ar/mois

Type : Location · Maison

Localisation : Toamasina, Madagascar

Chambres : 1

Publié par : Fonenako

Date : 02/09/2026

Description

🏠 Salama Tamatave
Misy trano disponible indray ato @ Résidence Suisse Mangarano 2 Tamatave @ izao ankatrokin'ny faran'ny volana izao.
Eto akaikin'Alia Hotel tsy lavitra ny Région.
Efitra iray lehibe azo zaraina roa
Accès voiture amoron'arabe
Lakoro malalaka afaka hiompina ankoatran'ny lambo
Misy jiro sy rano jirama ato anaty lakoro
Douche sy WC tsy mahamenatra @ vahiny.
Misy sous compteur mitokana. Fiarahamonina milamina b.
Hofany 200.000ar efa miaraka @ rano.
Jiro izay lany no efaina.
Ka raha mahaliana anao ary dia antsoy ny 038 49 000 17 na ny laharana 034 40 355 25.
Faly izahay handray anao ary maika izahay hiaramonina aminao Voir moins

📋 🛏️ 1 chambre
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 200 000 Ar/mois

📞 Contact : Andza Neuvy Rakotoarivelo — 038 49 000 17

Photos

Maison 1 ch. à louer — Toamasina - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako