Trano Ahofa 1 ch. à louer — By Pass
95 000 Ar/mois
Description
🏘️ ito.misy trano ahofa eto tv plus by pass akaiky arabe afak.odiana alina.fa tsy acce misy tohatra kely
-efitra iray malalaka iray
- misy douche sy wc
- misy jiro sy rano
- tsara securite
- ofany:95000ar
- droit de visite:5000ar
- commission:50% raha raikitra
- tel,:0387060762
mp raha liana.na.antsoy avy hatrany Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien
💰 Loyer : 95 000 Ar/mois
📞 Contact : Sera Trano Tany — 038 70 607 62
Photos