Maison 1 ch. à louer — 67ha
350 000 Ar/mois
Description
🏠 MEUBLÉ À LOUER TSARA KELY
67ha ,Mosquée Palestine
Tsy sahirana intsony ianao mpanao vacance na olona hikarakara dossier, hanao formation eto.tana ka mila mila trano efa misy entana, tongava fa ito misy:
chambre 1 misy fandriana,table,chaise
Jiro sy rano mandeha tsara
trano tsy mitsofoka fa amorony
sécurité assuré
comission 50%
"Manala fahasahirananao no tanjonay"
038.05.818.13
037.49.946.31 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre · 🛋️ Meublé
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
📞 Contact : Tiavina Nomena — 038 05 818 13
Photos