Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampitatafika
90 000 Ar/mois
Description
🏘️ ito misy trano ahofa aty ampitatafika antandrokomby akaiky arabe afak odiana alina
- efitra iray malalaka
- misy douche sy wc
- misy jiro sy rano paopy matsaka eto akaiky eto
- acce moto
- ofany:90000ar miarak.jiro
- droit de visite:5000ar
- commission:50% raha raikitra
- tel:0387060762
mp raha liana na antsoy avy hatrany Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 90 000 Ar/mois
📞 Contact : Tsena Sy Trano Sera — 038 70 607 62
Photos