Maison à vendre — Mahitsy

120 000 000 Ar

Type : Vente · Maison

Localisation : Antananarivo, Mahitsy, Madagascar

Surface : 776 m²

Publié par : Fonenako

Date : 24/08/2026

Description

🏠 TANY AMIDY – MAHITSY, ANTAMBOHOMENA
Un endroit exceptionnel pour créer votre propre espace de paix.
TOERANA : Antambomena - Ampanotokana - Mahitsy.Akaikikin'ny Toby Getsemane Antambohomena.
6 km monja miala ny RN4
Surface : 776 m²
Titré & Borné – efa misy boky
Accès voiture
Efa clôturé
Rano efa misy
Jiro efa en cours
Un cadre calme, verdoyant et paisible, mety tsara ho an’izay mitady toerana hialana amin’ny tabataban’ny tanàna :
Milamina sy madio ny rivotra
Manodidina milamina sy mivoatra
Efa misy hazo fihinam-boa : pomme,paiso, voaloboka, litchi,sns...
Be dia be ny possibilités amin’ity terrain ity !
Ho an’izay mitady toerana hitokanana, hivavahana na hanaovana asa soa
Mety hanaovana Parc d’attraction
Mety tsara ho an’ny trano fandraisam-bahiny / hébergement
Mety hanaovana résidence secondaire
Idéal pour un weekend privé en famille
Azo hipetrahana à l’année ihany koa
Ary mety ho investissement immobilier tena intéressant
Tany iray, possibilités maro.
Raha mitady toerana calme, sécurisé, accessible et proche de la nature ianao, ity mety ho opportunité tadiavinao.
Google Maps :
18°45'05.7"S 47°17'12.8"E
Intéressé(e) ?
Aza misalasala mandefa message privé na miantso / WhatsApp :
038 89 837 55
Aza miandry ela fa mety ho lasan’olona ity opportunité ity ! Voir moins

📋 📐 776 m²
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien

💰 Prix : 120 000 000 Ar

📞 Contact : Raliarisoa Lahatriniavo — 038 89 837 55

Photos

Maison à vendre — Mahitsy - photo 1 Maison à vendre — Mahitsy - photo 2 Maison à vendre — Mahitsy - photo 3 Maison à vendre — Mahitsy - photo 4 Maison à vendre — Mahitsy - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako