Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ambodin'Isotry
400 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa Ambodin'isotry
Hofany: 2M fmg na 400 000 ariary efa tsy mandoa jiro intsony (afaka mampiasa rehetra rehetra)
1liv 1 chambre (2Chambres)ambony rihana
Cuisine paillasse
Misy jiro , Wc sy douche
Tsy misy rano fa Ny pompe akaiky.
Akaiky arabe
TSY MISY CAUTION
038 79 727 25
032 85 521 01 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 400 000 Ar/mois
📞 Contact : Karen Rabemananjara — 038 79 727 25
Photos