Trano Ahofa 2 ch. à louer — Itaosy

120 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Itaosy, Madagascar

Chambres : 2

Publié par : Fonenako

Date : 02/10/2026

Description

🏘️ Trano AVARABOHITRA ITAOSY
Hofany :120 000ar miaraka @ jiro
Tsy misy rano ao fa matsaka, misy olona azo karamaina matsaka iany eny
Efitra roa sy lakozy ambany rihana
Wc sy douche any ivelany fa ikambanana
Tanàna calme sy mifefy
Accès voiture sy môtô
10mn miala ny arrêt bus tonga amle trano ra mandeha tongotra
Panera :0349315540

📋 🛏️ 2 chambres

💰 Loyer : 120 000 Ar/mois

📞 Contact : Jeannie Raharison — 034 93 155 40

Photos

Trano Ahofa 2 ch. à louer — Itaosy - photo 1 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Itaosy - photo 2 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Itaosy - photo 3 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Itaosy - photo 4

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako