Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ankatso
200 000 Ar/mois
Description
🏘️ Sa Nda
·
Sa Nda
Contributeur(ice) star
·
·
Trano ahofa ..
ANTSAHAMEVA ( Ambanin GENDARME fortdushen)
Tsara ny trano.
( ho an ilay mpianatra mitady akaiky ankatso)
2 chambre ± cuisine .(Ambony rihana)
Misy jiro ( sous compteur ) sy rano vovo efa ampiakarina moteur.
DOUCHE SY wc ivelany mitambatra ( madio tsara )
Toerana anaty tamboho tsara
Hofany 200000ar
Tsy misy caution
Droit 7000ar
Mpanera 50%
Tonga dia mba miantso azafdy
1
Commenter en tant que Fonenako
📋 🛏️ 2 chambres
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 200 000 Ar/mois
📞 Contact : Sa Nda — 034 44 688 95
Photos