Trano Ahofa 4 ch. à louer — Tsimbazaza
350 000 Ar/mois
Description
🏘️ trano ahofa tsimbazaza marohoho
Efitra 4 + Double cuisine + debarra
Ambany rihina trano
Tss rano fa akaiky pompe
1 minitra mialan trano pompe
Fa mis loharano madio bé eo atokotany
Accès moto trara
Doc anatiny fa WC ivelany itambarana fa madio trara
Mitokana Lacour anao rery
Mitokana compteur jiro
rihina trano
Lalana 3 minitra mialany arabe
Akaiky parking akaiky arrêt bus
Hofany: 350.000ar
📋 🛏️ 4 chambres
🎁 🚗 Parking · ⚡ Électricité
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
📞 Contact : Koloina Nasandratriniaina Saroby — 034 95 689 17
Photos