Trano Ahofa 3 ch. à louer — Itaosy

270 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Itaosy, Madagascar

Chambres : 3

Publié par : Fonenako

Date : 29/09/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA : Itaosy commune Ambavahaditokana ( Terminus bus 133 Hopitaly)
-Efitra 3 ambony rihana (1ere etage) , misy coin lakozy kely ivelany amin’ny lavarangana.
- Misy Jiro sy rano vovo (lava-drano) madio tsara.
-WC & Douche ivelany ( any an-tokontany)
-Accès voiture , misy asina moto.
-Trano azon’ny masoandro tsara, vao mivoaka ny vavahady dia arabe pavé.
-HOFANY : 270 000ar (miaraka amin’ny jiro)
TSY MISY DROIT DE VISITE (Tompony mivantana)

📋 🛏️ 3 chambres
🎁 💧 Eau (puits)

💰 Loyer : 270 000 Ar/mois

📞 Contact : Jonathan Rz — 034 15 765 87

Photos

Trano Ahofa 3 ch. à louer — Itaosy - photo 1 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Itaosy - photo 2 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Itaosy - photo 3 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Itaosy - photo 4 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Itaosy - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako