Trano Ahofa à louer — Namontana
250 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa Namontana
. Mpivady + zaza(1) maximum
. Ho anao mitady trano mazava sady azon'ny andro tsara, misy rano jirama sady koa en sécurité.
. Une(1) chambre ambony rihana 1 ère étage (TRANO VAO VITA MBOLA TSY NISY NIPETRAKA)
. Misy jiro sy rano
. Wc sy Douche eo andalantsara ihany fa ikambanana
. Misy bassin sy fanazan-damba/ Tokontany malalaka be
. Tsy lavitra arabe fa eo @2 minitra raha be indrindra
. Misy parking moto
. Mifefy anaty tamboho be
. Frais de visite 10 000 Ariary
. Commission 50%. Mpanera
. Contact Mme Rina
(+261)034.99.029.28 Voir moins
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 250 000 Ar/mois
📞 Contact : Em Gi — 034 99 029 28
Photos