Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ankasina
600 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa 67h
Partie Ankasina.. Misy Maro isafidiana
Acces Moto ny Lalana
Hefitra 2 malalaka bé
Douche, w.c (anaty trano)
Cuisine.. (Anatiny trano)
Jiro sy Rano ankoatrany hofatrano fa tsy Dia lafo.
Ambony rihana 600.000ar
ambany rihana 500.000ar
mpanera 50%
034 30 124 61
038 26 341 79
aza Tara an.
Trano vaovao vao vita. Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
💰 Loyer : 600 000 Ar/mois
📞 Contact : Iabany Allan — 034 30 124 61
Photos