Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ambatolampy
100 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa Ambatolampy Antehiroka
Hofany 100.000ar miaraka aminy jiro , afaka iompiana kisoa efa misy tranony ao.
Misy Rano ihany koa. Douche wc ivelany . Efitra iray misy cuisine. Mifefy. visite 5000ar,0344833979 panera Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 100 000 Ar/mois
📞 Contact : Azyte Anjaratina — 034 48 339 79
Photos