Maison à louer — Ambodivona
250 000 Ar/mois
Description
🏠 Aiza daholo le clients mitady trano Tsisy caution no Sady tsy miaraka mipetraka am tompotrano reny ohh
Maison basse mitokana Kely,tsy mifidy2 olona na merina na côtier
Toerana : Ambodivona (akaikn concetrix)
1grande salle carreaux ( 6m/4m)
cuisine malalaka tsara
accès moto Tonga ao an trano
Jiro sy rano vovo madio bé
aleo Tonga de miantso ra Liana fa tsy arako le mp
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 250 000 Ar/mois
Photos