Trano Ahofa 3 ch. à louer — Tanjombato
230 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano vao vita Ahofa Tanjombato
Hofany: 230 000Ar
Efitra telo miaraka @lakozia
Douche sy WC anatiny
Misy jiro.
Tsy accès fa akaiky Arabe
Ambony rihana
📋 🛏️ 3 chambres
💰 Loyer : 230 000 Ar/mois
📞 Contact : Jess Fit Kym — 038 92 792 75
Photos