Local commercial à louer — Itaosy
400 000 Ar/mois
Description
🏪 Iza ilay mitady Tsena bdr principal ato
Itaosy sampanan vinany mety hanaovana activités rehetra (gargote ,kafe s mofo,sns), bar ihany no tsy mety
Tsena malalaka afaka separena dia azo hipetrahana ihany koa
Hofany:400.000ar
Droit:5000Ar
💰 Loyer : 400 000 Ar/mois
Photos