Terrain à vendre — Ambatobe
8 000 000 Ar
Description
🏞️ TOKOTANY AMIDY MORA ,AKETO AMBATOBE VAVATENINA AI,SAO MBA LIAGNA FOGNA ANAO...
TOKOTANY AMIDY MORA ,TSY LAVITRA @ ELITE VAVATENINA,TOERANA EFA VOHARINA TSARA ,EFA AZO HANANGANANA TRAGNO 3 MAVENTY BE, AMON-KORAKA ETO AMBATOBE VAVATENINA.
L=23m. sur l=19m.
Raha liagna anao,ary vonona dia : Afaka miantso 0380373655
Misy araiky koa ndraika, kelikely izy fa tsara be,mbola eo ankaiky akeo ihany . Prix= 30Milion fmg.farany le faha roa.
Afaka tonga mijery azy aty Ambatobe Voir moins
💰 Prix : 8 000 000 Ar
📞 Contact : Démarcheur À Toamasina — 038 03 736 55
Photos