Local commercial 2 ch. à louer — Ampasika
150 000 Ar/mois
Description
🏪 Trano Ahofa ambony Rihanna efitra 2 ny
toerana Ampitany Gastro pizza FDC 67h
Sud route ampasika sy route garage 67 tsy lavitra arabe principal sy tsena Ary arrêt bus misy wc sy dch mitambatra ny hofany : 150.000ar EFA miaraka jiro.
misy choix maro2 partie aty . Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
🎁 🚗 Parking
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Trano Ahofa Eto Tana — 038 72 783 23
Photos