Trano Ahofa à louer — Mahajanga

800 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Mahajanga, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 27/08/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA – MITOKA KELY MAHAJANGA
Toerana : Mahajanga
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 03 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana :
Trano sisiny arabe lalatany
Herinaratra dia vita avy amin'ny jirama
Rano isaka alina mandeha
Toerana tsara sady milamina
Toerana azo odina alina na amin'ny firy aza
Tsy misy asina fiara fa moto yany
2 minutes à pied tonga arrêt bus
Hofany : 800.000Ar isam-bolana
Misy caution
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saram-pitsidihana : 10 000 Ar
WhatsApp : 037 94 954 88
LA CLÉ DIRECTE Mr: Aalya Naldie — Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 800 000 Ar/mois

📞 Contact : Rachi Da — 037 94 954 88

Photos

Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 1 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 2 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 3 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 4 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako