Terrain 2 800 m² à vendre — Ambohijanaka
Description
🏞️ Tany amidy mirefy 2800m² accès voiture tsara 1er plan.
Tany plat afaka tonga dia hanorenana avy hatrany.
Taratasy efa titré et borné misoratra amin'olona 1 ihany.
AMBOHIJANAKA AMBOHIMIADANA no misy azy.
📋 📐 2 800 m²
💰 Prix : 40 000 Ar/m²
📞 Contact : Mi'kata Kapa — 038 05 834 46
Photos