Maison 6 ch. à vendre — Anosiala
80 000 000 Ar
Description
🏠 Tanàna iray misy trano telo ao Anosiala Alakamisy amidy 400 millions fmg fotsiny . Misy efitra 06 miampy lakozia 02 ary trano fiompiana akoho malalaka be (ferme). Toerana tongan'ny fiara. Efa eo an-dàlana ny jiro. Misy rano vovo madio be. Tanàna misoratra @ olona iray ihany (titré et borné).
034 08 696 01. Voir moins
📋 🛏️ 6 chambres
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Prix : 80 000 000 Ar
📞 Contact : Trano Tany Antehiroka — 034 08 696 01
Photos