Terre agricole 9 000 m² à vendre — Andoharanofotsy
Description
🌾 Ireo tany amidy eto Tana :
1) 3300m2= 22 000 Ar/m2, Ambatofotsy gare Tafapita ny tetezana lava be io, papier cadastre, misy lalana fiara, mitsofoka 900m avy am goudron rn7 ka efa pavé ny antsasany, toerana amoron-tanimbary sady plat ny 80%
2) 13 000 m2= 12 500 Ar/m2, Ambalavao rn7 pk28, tena amiron’ny goudron rn7 io mintsy, toerana efa mandroso, akaiky jiro, titre borné
3) 500m2= 250 000 Ar/m2, Andoharanofotsy Mahabo, titré borne, akaiky jiro, tsy mitsofoka be terrain plat
4) 11 000 m2= 35 000 Ar/m2, Ambatolampikely Ambanitsena, terrain plat, efa mifefy ny antsasany, akaiky jiro, tafiditra semi remorque, papier cadastre milamina be, azo ananganana orinasa
5) 03ha= 20 000 Ar/m2, Ambanitsena, bord de route goudron rn2, titré borne, akaiky jiro, terrain plat sy pente moramora
6) 01ha50 are = 40 000 Ar, titré borne, bord de l’Auto route, terrain plat sy pente douce
7) 9000m2= 400 000 Ar/m2, by pass, titré borne, efa mifefy tamboho, akaiky jiro, mitsofoka 150 m avy am goudron by pass iny, accès semi remorque
Cont 034 55 435 65 Voir moins
📋 📐 9 000 m²
💰 Prix : 400 000 Ar/m²
📞 Contact : Maison Terrain — 034 55 435 65
Photos