Terrain à vendre — Vontovorona

Type : Vente · Terrain

Localisation : Antananarivo, Vontovorona, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 10/09/2026

Description

🏞️ SMS SARL est à Vontovorona.
o͏
o͏
e͏
t͏
r͏
p͏
n͏
d͏
S͏
s͏
4͏
f͏
m͏
1͏
5͏
t͏
0͏
8͏
c͏
n͏
i͏
8͏
9͏
u͏
m͏
7͏
g͏
3͏
8͏
c͏
0͏
f͏
2͏
5͏
͏
2͏
0͏
a͏
4͏
2͏
m͏
h͏
i͏
t͏
i͏
1͏
m͏
m͏
u͏
4͏
3͏
0͏
2͏
g͏
7͏
8͏
7͏
8͏
i͏
t͏
·
𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗗𝗬, 𝗩𝗢𝗡𝗧𝗢𝗩𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗕𝗔𝗧𝗢 !
Tany mora be, azo hanorenana avy hatrany. Ny tanàna manodidina milamina tsara sy kanto. tongan'ny fiara sy moto sady malalaka ny lalana mankany.
Offre titre en main : amin'ny 𝘃𝗶𝗱𝗶𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗿𝗮𝗿𝘆 sady tsy misahirana mihitsy Ianao satria tonga dia « 𝗼𝗳𝗳𝗿𝗲 𝘁𝗶𝘁𝗿𝗲 𝗲𝗻 𝗺𝗮𝗶𝗻 », izany hoe anjaranay daholo ny :
Fivezivezena amin'ny fikarakarana, ny miantoka ny sandan'ny fidinan'ny Géomètre Expert,
Fandoavana ny sanda fikarakaran'ny Notaire ireo acte hifanaovantsika,
Ny droits administratifs isankarazany (Droit d'enregistrement, IPVI, droit mutation, droit de bornage, sns,... )
Tsara ny tontolo manodidina : tanàna milamina sy madio ny manodidina azy
.
Prêt à bâtir : toerana efa voakarakara ka afaka tonga dia hanorenana avy hatrany fa tsy mila manototra na manitsy intsony ianao.
Vidiny tena mirary : 49.900 Ar/m2 ( Afaka atao facilité de paiement
)
Toerana hitondian'ny fandrosoana any ka aza tara anh !
Commenter en tant que Fonenako

💰 Prix : 49 900 Ar/m²

📞 Contact : SMS SARL — 034 45 846 40

Photos

Terrain à vendre — Vontovorona - photo 1 Terrain à vendre — Vontovorona - photo 2 Terrain à vendre — Vontovorona - photo 3 Terrain à vendre — Vontovorona - photo 4 Terrain à vendre — Vontovorona - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako