Trano Ahofa à louer — Namontana

90 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Namontana, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 03/10/2026

Description

🏘️ Trano Ahofa Namontana
. Olona 3 mianaka no tena antonona ilay trano
. Loyer : 90.000 Ariary. Tsy mandoa jiro intsony
. Efitra rai ambany rihana
. Lakozia eo ivelany
. Misy jiro fa mampatsaka rano
. Ny Wc sy Douche ivelany ikambanana
. Tsy tongan'ny moto
. Mitsofoka fa tsy amorondalana
. Mifefy ny trano
. Misy Fanazan-damba
. Frais de visite 5 000 Ariary
. Commission 50%. Mpanera
. Contact Mme Rina
[numéro masqué] Voir moins

💰 Loyer : 90 000 Ar/mois

Photos

Trano Ahofa à louer — Namontana - photo 1 Trano Ahofa à louer — Namontana - photo 2 Trano Ahofa à louer — Namontana - photo 3 Trano Ahofa à louer — Namontana - photo 4

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako