Terrain 360 m² à vendre — Ampitatafika
Description
🏞️ TANY TSARA TOERANA AMIDY MORA BE AMPITATAFIKA AMBOHIMIADANA AKAIKIN NY ESPACE AZALÉE TONGAN NY FIARA
Tany plat be 3 are 60 are na 360 m2 , tongan'ny fiara sy camion, vue Panoramique, tonga de afaka manorina avy hatrany, cartier milamina tsara, efa be tanàna , afaka anaovana activités
Cont : 0346414227 Voir moins
📋 📐 360 m²
💰 Prix : 50 000 Ar/m²
📞 Contact : Dadasy Miavaka — 034 64 142 27
Photos