Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankadimbahoaka

470 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Ankadimbahoaka, Madagascar

Chambres : 1

Publié par : Fonenako

Date : 25/08/2026

Description

🏘️ Trano Ahofa Ankadimbahoaka ampitan'ny lalamby ( ambadika Andrefan'ny gare Soanerana)
. Raha mitady trano bien sécurisé ianao, Calme sady tsy be fiarahamonina
. Rez de chaussée ny trano : 1 Living 1 Chambre
. Cuisine Ouverte (ao @ coin n'ny Living)
. Douche sy ny Toilette anaty trano mitokana
. Misy jiro sy rano jirama
. Tafiditrin'ny moto ao antrano ( misy parking eo akaiky raha misy fiara)
. Miala 1 minitra n'ny lalàna pavé
. Mifefy tsara ny trano
. Frais de visite 10 000 Ariary
. Commission 50%. Mpanera
. Contact Mr Mahery
033.32.179.62
038.35.705.75 Voir moins

📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 470 000 Ar/mois
🔑 Caution : 470 000 Ar

📞 Contact : Rafidimana Mahery — 033 32 179 62

Photos

Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 1 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 2 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 3 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 4 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako