Maison 2 ch. à louer — Andavamamba
150 000 Ar/mois
Description
🏠 Trano disponible zao andavamamba jirama
Ahofa 150.000ar(750fmg)
Tsisy caution
Tsy mifidy olona
Efitra 2ciment Mena ambany rihana miampy coin lakozia
Misy Jiro fa hafa ny vidiny, rano tsisy fa akaiky trano pompe
Wc Sy dc itambarana fa olona vitsy
Lalana mitsofoka (non acces) fa Tanana mifefy sady tsara securiter
032.63.186.29 (whatsapp)
Tsara indrindra miantso tompoko Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Anjara masoandro — 033 32 160 52
Photos