Trano Ahofa 1 ch. à louer — Itaosy
300 000 Ar/mois
Description
🏘️ trano ahofa
1 liv , 1 chambre à coucher , lalatsara malalaka, douche ,wc,cuisine anatiny dhlo , ambany rihana iray manontolo mifefy tamboho, milamina tsara hofany : 300000ar , caution atsasaka hofatrano , Ambohijanamasoandro Itaosy, tongan' ny automobile sy Moto, misy parking
mp na miantso : droit de visite 5000ar COmmission Mpaner [numéro masqué] /[numéro masqué]
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking
💰 Loyer : 300 000 Ar/mois
Photos