Maison à vendre — Ambohijanaka

Type : Vente · Maison

Localisation : Antananarivo, Ambohijanaka, Madagascar

Surface : 1600 m²

Publié par : Fonenako

Date : 29/09/2026

Description

🏠 Tany amidy mirefy 1600m² non morcellable, accès voitures tsara 1er plan.
Ambohijanaka Ambohimiadana no misy azy.
Tany plat afaka tonga dia hanorenana avy hatrany.
Papier titré et borné misoratra amin'olona 1 ihany.
Efa akaiky jiro sy mora mahazo rano tsara, efa be trano be manodidina.

📋 📐 1 600 m²

💰 Prix : 60 000 Ar/m²

📞 Contact : Mi'kata Kapa — 038 05 834 46

Photos

Maison à vendre — Ambohijanaka - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako