Maison 2 ch. à louer — Ambohimangakely

350 000 Ar/mois

Type : Location · Maison

Localisation : Antananarivo, Ambohimangakely, Madagascar

Chambres : 2

Publié par : Fonenako

Date : 24/08/2026

Description

🏠 TRANO AMPANOFAINA
Trano ambany rihana
Ambohimangakely-Alatsinainy Betsizaraina. Tokotany mifefy sady malalaka, tongan'ny fiara.
1 living + 2 chambres à coucher + cuisine + 1 petite chambre
Tsy misy jiro fa efa misy installation
(afaka mampiasa panneau solaire : ianao no mitondra araka ny fandanianao).
Lavadrano
Afaka hiompiana akoho @mborona
, tsy mety ny kisoa
Fianakaviana 3/4 mianaka
Madio sy tsara rivotra
. WC & DOUCHE ivelany (misy douche
anatiny)
. Loyer 350.000ar/mois
Miantsoa mivantana raha mahaliana anao : 033 20 288 52
Condition : Caution, 1/2 mois de loyer! Voir moins

📋 🛏️ 2 chambres
🎁 ☀️ Solaire

💰 Loyer : 350 000 Ar/mois

📞 Contact : Tah Frip Frip — 033 20 288 52

Photos

Maison 2 ch. à louer — Ambohimangakely - photo 1 Maison 2 ch. à louer — Ambohimangakely - photo 2 Maison 2 ch. à louer — Ambohimangakely - photo 3 Maison 2 ch. à louer — Ambohimangakely - photo 4 Maison 2 ch. à louer — Ambohimangakely - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako