Trano Ahofa 2 ch. à louer — 67ha
350 000 Ar/mois
Description
🏘️ trano ahofa 67ha N-ouest ampitan'ny assurance maman dispo Zao efitra2 carreaux plus Cuisine dch wc mitokana anatiny misy jiro accès moto
tsy mandoa jiro intsony + caution
fa afaka ifanarahana tsara ny caution
[numéro masqué]
[numéro masqué]
tsara raha tonga dia miantso azfd
📋 🛏️ 2 chambres
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
Photos