Terrain à vendre — Ambohimanga Rova
Description
🏞️ TANY AMIDYYY
PK5 Tsy lavitrin Auto route
Mahatsinjo commune Ambohimanga rova
Tonga dia afaka hanorenana tsara mintsy
Acces voiture, Moto, sns...
Taratasy à jours titré & Borné
Tompony mivantana...
💰 Prix : 50 000 Ar/m²
📞 Contact : Elatra Mainty — 034 49 990 56
Photos