Trano Ahofa 1 ch. à louer — Moramanga
45 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO Ahofa Moramanga
Toerana : tsaralalana
efitra 1 malalaka, lavarangana mahandro, akaiky pompe,misy jiro, akaiky arabe principal.
TSY MIANDRY ELA NY TRANO MORA fa Tsara TONGA DIA MIANTSO
Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 45 000 Ar/mois
📞 Contact : Rojo Sarobidy Razanatsoa — 034 29 210 12
Photos