Maison à louer — Antsirabe

Type : Location · Maison

Localisation : Antsirabe, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 29/09/2026

Description

🏠 Kambana Immo Antsirabe
il y a 25 minutes
·
𝐋𝐎𝐓𝐈𝐒𝐒𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐑𝐄́𝐒𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓𝐈𝐄𝐋 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐀𝐍𝐈𝐑𝐄𝐒𝐀𝐊𝐀: 𝐃𝐎𝐌𝐀𝐈𝐍𝐄 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 - 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐑𝐍7
Toerana natao ho an'ny trano fonenana, Tetikasa ara-barotra ary ho an'ny fampiasam-bola maharitra.
Tany manana taratasy feno sy ara-dalana.
Misy lalana malalaka 4m hatreho amin'ny lots tsirairay.
𝑰𝑹𝑬𝑶 𝑴𝑶𝑴𝑩𝑨𝑴𝑶𝑴𝑩𝑨 𝑨𝒁𝒀 :
𝑅𝐸𝐹𝐼𝑁𝑌 𝑆𝑌 𝑉𝐼𝐷𝐼𝑁𝑌: Afaka zaraina ho lots maromaro.
- 1er PLAN : 20ares farafahakeliny : Efa nahidina be satria 180.000/m2
- 2e PLAN : 5ares farafahakeliny: 140 000Ar/m2
- 3e PLAN : 5ares farafahakeliny: 130.000Ar/m2
- 4e PLAN : 5ares farafahakeliny : 110.000Ar/m2
- 5e PLAN : 5ares farafahakeliny : 90.000Ar/m2
Voafetra ny isan'ny Lots! Noho izany tongava haingana misafidy izay mety aminao sao lasan'ny hafa!
034 69 050 75 | 033 15 077 66
WhatsApp : +261 34 69 050 75
+3
Commenter en tant que Fonenako

💰 Prix : 140 000 Ar/m²

📞 Contact : Kambana Immo Antsirabe — 034 69 050 75

Photos

Maison à louer — Antsirabe - photo 1 Maison à louer — Antsirabe - photo 2 Maison à louer — Antsirabe - photo 3 Maison à louer — Antsirabe - photo 4 Maison à louer — Antsirabe - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako