Trano Ahofa à louer — Namontana
150 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa Namontana
. Somary mitsofoka anaty tananà ny trano fa tsara, Calme , misy jiro sy rano jirama , accès moto Tonga ao antrano.
. Maison basse : Une(1) petite chambre + Cuisine
. Douche sy ny Wc ivelany ikambanana fa madio
. Misy tokontany malalaka/ Fanazan-damba malalaka
. Sous compteur daholo ny jiro sy ny rano
Tsy misy Caution
. Mifefy anaty tamboho ny trano
. Mpivady miampy zaza (1) eo no tena mety
. Frais de visite 10 000 Ariary
. Commission d'agences
.. Contact 033 63 491 65
038 73 226 71 Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Sophyna Nissi dyan — 033 63 491 65
Photos