Maison 3 ch. à louer — Ambany

400 000 Ar/mois (négociable)

Type : Location · Maison

Localisation : Antananarivo, Ambany, Madagascar

Chambres : 3

Publié par : Fonenako

Date : 24/08/2026

Description

🏠 TRANO VAO VITA MBO TSISY NANGERY HOFANA
Tanambao Sotema, lalana tapaka midina ambany
Misy trano 2, ka 3 chambres avy ny trano tsirairay.
Ny trano tsirairay dia misy
:
Efitra 3
Lakozia
Douche sy WC anatiny
Véranda
Moto sy bisikileta afaka miditra
Tsy tafiditra ny fiara
Misy jiro JIRAMA.
Quartier Sotema lalatapaka ( Tsy lavitra epp eto )
Mbola eo am-pikarakarana ny rano JIRAMA
fa misy pompe/jeton akaiky ka afaka maka rano eny aloha.
HOFANY : 400.000Ar
Misy caution fa discutable
50% Démarcheur Voir moins

📋 🛏️ 3 chambres
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA) · 🌤️ Balcon

💰 Loyer : 400 000 Ar/mois (négociable)

📞 Contact : Lelahy Zanatany — 034 47 305 86

Photos

Maison 3 ch. à louer — Ambany - photo 1 Maison 3 ch. à louer — Ambany - photo 2 Maison 3 ch. à louer — Ambany - photo 3 Maison 3 ch. à louer — Ambany - photo 4 Maison 3 ch. à louer — Ambany - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako