Appartement 2 ch. à louer — Ambolokandrina
320 000 Ar/mois
Description
🏢 AMBOLOKANDRINA @ 182
Appartement ambony disponible
HOANA MPIANATRA
2 CHAMBRES CARREAUX LEHIBE SY KELIKELY
COIN CUISINE MISY RANO ROBINET JIRAMA
DOUCHE WC EO @ couloir itambarana AMIN'OLONA 2 IANY,,misy rano robinet daholo
misy sous compteur ny jiro FA TSY MAMPIASA ZAVATRA MATANJAKA
mandeha tsy tapaka ny rano
tsy mitsofoka io ,, accès
misy asina moto
sécurisé
aéré
320 000 ar
0327606346
tsara tragno
miantso azafady
Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 320 000 Ar/mois
🔑 Caution : 320 000 Ar
📞 Contact : Rose Kanto — 032 76 063 46
Photos