Terrain à vendre — Ambohidahy

Type : Vente · Terrain

Localisation : Antananarivo, Ambohidahy, Madagascar

Surface : 800 m²

Publié par : Fonenako

Date : 02/09/2026

Description

🏞️ Tany Amidy
Ambohidahy Andranovelona Avaratra Anosiala
1,5km miala goudron Anosiala
Velarany 800m2
Taratasy Fanajariana sy Karatany
Tongan'y Fiara
olona iray manao Sonia
Numéro téléphone 0346678035,0388085820
Tonga de miantso fa tsy en ligne matetika Voir moins

📋 📐 800 m²

💰 Prix : 12 000 Ar/m²

📞 Contact : Fano Rakotonirina — 034 66 780 35

Photos

Terrain à vendre — Ambohidahy - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako