Terrain 2 500 m² à vendre — Anjeva
Description
🏞️ Tany amidy 2 500 m², Anjeva Gara, raha avy any Anjeva dia eo @ Commune no mitsofoka miakatra kely, Raha avy any Imerikisinina dia eo @ Sampanana Imerikisinina no mivily dia tonga any iany koa, accessible en voiture, premier plan, misy kininina sy sapin maniry, terrain plat prêt a construire, taratasy milamina tsara, tompony mivantana, 15 000ar/m² - 038 50 470 01
📋 📐 2 500 m²
💰 Prix : 15 000 Ar/m²
📞 Contact : Mahery Mahery — 038 50 470 01
Photos