Terrain à vendre — Manjakandriana
Description
🏞️ Tany amidy 52 are 80ca ety Ambanitsena Manjakandriana, pk 22, tongan'ny fiara, mety ambolena sy iompina, misy rano mandavataona. Akaiky jiro, Miala 1km ny Route National (eo @ arret taxi-brousse Ambanitsena eo @ sosisy no mitsofoka) . Taratasy ara-dalàna
5000Ar/m² fixe
ct 0382772096 (tsy mconnect matetika)
💰 Prix : 5 000 Ar/m²
📞 Contact : Måvõ Rånjø — 038 27 720 96
Photos