Trano Ahofa 1 ch. à louer — Tsimbazaza
150 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa, sao mety aminao:
Itaosy hoptaly, trano lehibe 2 etages, rihana beton, efitra 1 misy lakozy, carreaux, 100.000 Ar sy 120.000 Ar :
- misy jiro,
- misy rano vovo sady akaiky pompy,
- misy terrasse, douche sy wc foseptika carreaux daolo,
- akaiky arabe,
- acces moto,
- afaka hodina alina,
- Misy parking lehibe eo @ hoptaly ra manana fiara.
- Afaka maka efitra 2 na 3.
Tsimbazaza, efitra 1 lehibe gorodona, ambony rihana (120.000 Ar) :
- Misy jiro.
- Misy rano robinet gratuit eo antokotany.
- Misy bassin fanasan-damba.
- douche carreaux.
- wc foseptika carreaux,
- Trano tsara securite,
- afaka hodina alina.
- Misy parking lehibe akaiky eo afaka ametrahana moto na fiara.
Ambohipotsy, efitra 1 lehibe. ciment misy lakozy 120.000 Ar :
- misy jiro,
- akaiky pompy,
- douche sy wc carreaux daolo,
- akaiky arabe,
- afaka hodina alina,
- tsara securite anaty tamboho mihidy vavahady.
Andohamandry, efitra 1 lehibe carreaux, misy lakozy, 150.000 Ar :
- misy jiro,
- misy douche anatiny,
- wc foseptika ivelany,
- misy bassin fanasan-damba,
- akaiky pompy,
- acces moto tafiditra antrano,
- tsara securite tsisy atahorana vaky trano,
- afaka hodina alina,
- akaiky arabe,
- akaiky parking ra manana fiara.
Tompotrano 033 12 031 04 na 034 43 704 05. Tsara mba tonga d miantso d mba haingana sady mazava ny valin'izay tinao anotanina. Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien · 💧 Eau (puits) · 🌤️ Balcon
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Kim Possible — 033 12 031 04
Photos