Maison à louer — 67ha
250 000 Ar/mois
Description
🏠 67ha andrefana - Trano libre zao
MISY 4 Isafidianana ato
misy ambany 160 000ar
misy ambony 250 000ar daholo
akaiky pompe ,misy terasse fanapezana lamba ,wc sy dch madio
Lalana beton tsy mamotaka
TSY MIFIDY OLONA NY TOMPOTRANO
comission 50%
Tsara tonga dia miantso
038 15 069 52 Voir moins
💰 Loyer : 250 000 Ar/mois
📞 Contact : Ony Andrian — 038 15 069 52
Photos