Trano Ahofa à louer — Mahajanga

500 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Mahajanga, Madagascar

Publié par : Kaka Lahy Mahery

Date : 24/08/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA – AMBONY RIHANA
Toerana : Mahajanga
Toerana akaik fijanonan'ny bus na mpitatitra olana
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 02 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Misy olona mpiray la cour
Trano sisiny arabe RN4
Tsy mety anovana activités
Herinaratra dia mitokana ary vita avy amin'ny jirama
Rano dia isakan'ny alina no mandeha
Hofany : 500.000Ar isam-bolana
Misy ny caution
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saran'ny fitsidihana : 10 000 Ar
WhatsApp : 0347758562
LA CLÉ DIRECTE — Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 500 000 Ar/mois

📞 Contact : Kaka Lahy Mahery — 037 79 156 08

Photos

Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 1 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 2 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 3 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 4 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako