Maison 2 ch. à louer — 67ha
1 200 000 Ar/mois (négociable)
Description
🏠 ---
*Trano madio sy meublée hofaina 67ha Nord Ouest, Antananarivo !*
*Toerana:* Ao amin’ny *3ème étage*, toerana milamina sy azo antoka
*1 living* tsara tarehy misy *cheminée*
*2 chambres* ,
2 lit
*Douche sy WC* miaraka amin’ny *eau chaude*
1 *Cuisine*
*Jiro sy rano efa anatin'ny hofatrano + wifi
*Efa azo hifindra avy hatrany*
Location : 6.000.000fmg à débattre
Raha mitady toerana , mahafinaritra ary madio, dia *aza adino ity tolotra ity*!
*Antsoy ny 034 36 835 48* raha mila fanazavana fanampiny na handamina fitsidihana! Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres · 🛋️ Meublé
🎁 📶 WiFi / Fibre
💰 Loyer : 1 200 000 Ar/mois (négociable)
📞 Contact : Fandresena Miotisoa — 034 36 835 48
Photos