Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ambany
100 000 Ar/mois
Description
🏘️ Andohatapenaka FJKM
Trano ahofa efitra1 ambany rihana mitokana kely tsy mifangaro amin'olona
Misy jiro , wc douche
Pompe rano vo mivoka varavarana
Accès moto tafiditra antrano
500 000 fmg , 100 000ar
Efa miaraka jiro
Com 50%
0382070370
0337553275 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 100 000 Ar/mois
📞 Contact : Julio César Tombo — 038 20 703 70
Photos