Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ambatolampy
100 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa Ambatolampy Antehiroka. Loyer 100.000ar efa miaraka aminy jiro. Ambony rihana . efitra iray misy cuisine eo amin'ny lavarangana. rano eo ivelany . azo hodiana alina. 5000ar droit de visite. 0331920246 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 100 000 Ar/mois
📞 Contact : Villa Lux Anjaratina — 033 19 202 46
Photos