Trano Ahofa 1 ch. à louer — Itaosy
150 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AHOFA
TAPON'ITAOSY (akaik arabe)
efitra 1 lehibe carreaux+lakozy sy douche anatiny
150.000 ar(akoatra ny jiro)
wc mitokana anazy rery
accès moto
rano pompy akaiky eo Ian
033 07 336 55 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Florette Ravololomalala — 033 07 336 55
Photos