Trano Ahofa 2 ch. à louer — Andranomena

360 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Andranomena, Madagascar

Chambres : 2

Publié par : Fonenako

Date : 05/09/2026

Description

🏘️ Trano ahofa AMBOHIDROA akaiky secondaire école les bambins sages, lay eo ambony (quartier anelanelan'AMBODIMITA sy ANDRANOMENA)
- 2e étage, efitra 2 confort, mahazo masoandro sy aéré tsara, lavarangana très belle vue, débarras ambany tohatra, cuisine, WC sy douche anatiny, misy jiro sy rano jirama.
Tsy amorondalana, tsy tongan'ny fiara.
Hofany : 360 000Ar
Aleo mba miantso mivantana ny 034 52 323 61 zay liana. Voir moins

📋 🛏️ 2 chambres
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 360 000 Ar/mois

📞 Contact : Mbola Tiana — 034 52 323 61

Photos

Trano Ahofa 2 ch. à louer — Andranomena - photo 1 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Andranomena - photo 2 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Andranomena - photo 3 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Andranomena - photo 4

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako